<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><hymn_number>46</hymn_number>
<lyrics>[V1]
 Mankanesa ao Betifaga re ianao,
 Ilay vohitra tandrify anao.
 Misy zana-boriky izay mifatotra ao,
 Ka andeha re mba vahao.

[C1]
   Fa ilain'ny Tomponao,
   Mba omenao Azy re!
   Tadiavin'i Jesosy re, mba vahao,
   Jeso no mandidy anao.

[V2]
 Betifaga akory tsy mba lavitra anao,
 Fa tanàna manodidina.
 Misy olo-maro 'zay mifatotra ao,
 Ka andeha re mba vahao.</lyrics>
<title>BETIFAGA ASAFA46</title>
<author>Ramiaraka RABENJA</author>
</song>